ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 3 pièces, Vers Ambonara, Hell-Ville

Vers Ambonara, Hell-Ville, Nosy Be

800 000 Ar / volana
= 4 000 000 Fmg

Sary 1 Sary 2 Sary 3 Sary 4

Sary 4 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
3, ka efitra fatoriana 2
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Tsy voalaza
Rano
Tsy voalaza
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
TRANO HOFANA – NOSY BE HELL-VILLE
Misy trano hofana eto Nosy Be Hell-Ville, quartier Antragno mankany Ambonara.
Mombamomba ny trano :
Efitra fatoriana 2
Salon 1
Douche sy WC
Rano mandeha 24 ora/24
Misy lakozia
Hofan-trano isam-bolana : 800 000 Ar
Démarcheur : 50 %
Saran’ny visite : 10 000 Ar
Raha liana ianao dia miantsoa haingana amin’ny laharana : 034 28 883 11.
Aza tara fa mety mbola misy liana hafa !

Toerana tombanana : fokontanin'i Vers Ambonara, Hell-Ville.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Visite 10 000 Ar ; démarcheur 50 %.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 31/10/2026 · in-4 no nojerena.