ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 3 pièces, Centre-ville, Hell-Ville

Centre-ville, Hell-Ville, Nosy Be

2 250 000 Fmg / volana
= 450 000 Ar

Sary 1 Sary 2 Sary 3

Sary 3 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
3, ka efitra fatoriana 0
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Tsy voalaza
Rano
Tsy voalaza
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
Misy tragno afondro eto nosy bé Helle ville centre ville mariny lala bé goudron ary ts madia goudra koa
3 pièces maventy miaraka cuisine, mis jiro ,douche wc rano robinet anatiny tragno
Prix : 450 000 ar
Droit de visite : 10 000 ar
Commission 50 % nihiny démarcheur
Téléphone : 0328023658 -- 0343522903

Toerana tombanana : fokontanin'i Centre-ville, Hell-Ville.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Droit de visite 10 000 Ar ; commission 50 % pour le démarcheur.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 31/10/2026 · in-4 no nojerena.