ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 1 pièce, Tsararivotra, près de l'ancien laboratoire (à côté de Royal Beach)

Tsararivotra, près de l'ancien laboratoire (à côté de Royal Beach), Nosy Be

50 € / volana
= 250 000 Ar

Sary 1 Sary 2 Sary 3

Sary 3 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
1, ka efitra fatoriana 0
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Jirama
Rano
Fantsakana
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
Izy mbola ato aii endroit tsy lavitry madame faby ankilany royal beach
Tragno afondro tsararivotro tsy lavitry labatoire taloha
Tragno vato chambre araik ndrek plus cabine hely hely
Mbola misy terrasse koa
Misy jiro
Rano mividy a 30 mètre
Rano vovo misy
Premier position route secondaire
Loyer 250.000ar commissions 50%
Droit de visite 10.000ar
0325423933

Toerana tombanana : fokontanin'i Tsararivotra, près de l'ancien laboratoire (à côté de Royal Beach).

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Droit de visite 10 000 Ar ; commission 50 %.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 31/10/2026 · in-14 no nojerena.