ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Manana trano hampanofaina any Mahajanga ve ianao ?

Apetrakin'ny Manofa maimaim-poana ao amin'ny tranonkala izany, ary ny mpanofa no miantso anao.

Na apetraho ihany

Minitra vitsy monja amin'ny findainao. Ianao mivantana no antsoin'ny mpanofa.

Misy fanontaniana ve alohan'ny hanapahanao hevitra ?

Tsy afaka miantso izao ve ianao ? Avelao ny laharanao

Mitady trano ve ianao ?

Ny trano hofaina rehetra eo amin'ny sarintany, miaraka amin'ny vidiny, ny sary ary ny laharana.

Hijery ny trano hofaina