ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 1 pièce, Anjanahary

Anjanahary, Antananarivo

160 000 Ar / volana
= 800 000 Fmg

Maison 1 pièce, Anjanahary · sary 1 Maison 1 pièce, Anjanahary · sary 2 Maison 1 pièce, Anjanahary · sary 3 Maison 1 pièce, Anjanahary · sary 4 Maison 1 pièce, Anjanahary · sary 5

Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
1, ka efitra fatoriana 1
Misy fanaka
Tsia
Antoka
Sans caution
Herinaratra
Jirama
Rano
Rano Jirama
Tafiditra ny rano
Eny
Tafiditra ny herinaratra
Eny
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
Trano ahofa Anjanahary
1 chambre+ cuisine
misy jiro sy rano jirama
tsisy caution
douche sy WC madio be
Loyer : 160.000ar na 800.000fmg miaraka am jiro sy rano jirama
visite : 5.000ar
tél : 034.47.222.43//033.87.797.30
aleo Tonga de miantso ra Liana fa tsy arako le mp

Toerana tombanana : fokontanin'i Anjanahary.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Visite : 5.000ar.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 04/11/2026 · in-3 no nojerena.