Maison 1 pièce, Anjanahary
Anjanahary, Antananarivo
32 € / volana
= 160 000 Ar
Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy
- Karazany
- Trano
- Efitra
- 1, ka efitra fatoriana 1
- Misy fanaka
- Tsia
- Antoka
- Sans caution
- Herinaratra
- Jirama
- Rano
- Rano Jirama
- Tafiditra ny rano
- Eny
- Tafiditra ny herinaratra
- Eny
- Fidirana
- Azon'ny fiara
- Fiantsonana
- Tsy misy fiantsonana
Trano ahofa Anjanahary
1 chambre+ cuisine
misy jiro sy rano jirama
tsisy caution
douche sy WC madio be
Loyer : 160.000ar na 800.000fmg miaraka am jiro sy rano jirama
visite : 5.000ar
tél : 034.47.222.43//033.87.797.30
aleo Tonga de miantso ra Liana fa tsy arako le mp
1 chambre+ cuisine
misy jiro sy rano jirama
tsisy caution
douche sy WC madio be
Loyer : 160.000ar na 800.000fmg miaraka am jiro sy rano jirama
visite : 5.000ar
tél : 034.47.222.43//033.87.797.30
aleo Tonga de miantso ra Liana fa tsy arako le mp
Toerana tombanana : fokontanin'i Anjanahary.
Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Visite : 5.000ar.
Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 04/11/2026 · in-8 no nojerena.




